29.06.2022 | Diaspora
Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Alemana dia faly miarahaba ny Malagasy am-pielezana manerana ny fari-pihadidiany rehetra noho izao faha 62 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao. Tontosa soa aman-tsara ny fankalazana izany izay...
13.06.2022 | Diaspora
Iangaviana ireo rehetra izay mandefa fifanarahana arak’asa aty amin’ny Masoivohon’ny Madagasikara aty Alemana mba hanaraka amin’ny atsakany sy andavany ireto toromarika manaraka ireto: 1. mametraka laharan-tarobia hahafahan’ny Masoivoho...
10.06.2022 | Diaspora
Tontosa soa aman-tsara ny sabotsy 28 may lasa teo, notanterahina teto amin´ny Masoivohon´i Madagasikara eto Alemana ny lanonam-pamoahana sy fanasaloran-damba teto anivon´ny Sampana FIKAMBANAN´NY MPIKABARY MALAGASY eto Alemana. Totorebika sy fiaraha-mifaly tamin´ireo...
07.06.2022 | Diaspora
L’État malagasy reconnait que la Diaspora est un acteur important dans le développement socio-économique de Madagascar. Le pays est engagé dans un processus menant à l’émergence. Dans cet effort, l’engagement de tous est primordial pour obtenir des résultats...
23.05.2022 | Diaspora
Ho fandrindrana ny fivezivezen’ireo mpila ravin’ahitra any ivelany (mpiasa manana andraikitra ambony, mpiasa tsotra, mpiasa an-trano, tanora tovovavy mpanampy), sy ireo mpiasa mpifindra monina mikasa handao ny tanin’ny Malagasy, Ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny dia...
09.02.2022 | Diaspora
L ’ Ambassade a l’honneur d’informer tous les membres de la Diaspora malagasy dans ses pays de juridiction, à savoir en Allemagne, Autriche, Hongrie, Pologne, Tchéquie, Lituanie, Islande, Danemark, Estonie et Slovaquie, que suite à l’adoption de la Lettre de...