30.06.2021 | Culturel et social, Diaspora, Economique et touristique, Souligné
Ny Fikambanana SAKAIZA eto Aotrisy dia manomana hetsika “Rallye” eto Vienne izay anasana ireo mpandray anjara hitety toerana vitsivitsy manerana ny tanànan’ny Vienne amin’ny asabotsy 14 Aogositra 2021 ho avy izao, manomboka amin’ny 2ora tolak’andro ka hatramin’ny 6ora...
04.06.2021 | Diaspora, Souligné
Transférer vos fonds depuis l’Europe vers Madagascar est maintenant très facile avec cette nouvelle application de transfert d’argent créée par un membre de la Diaspora malagasy. « TAPTAP SEND » vise surtout la Diaspora en offrant le service le moins cher...