23.06.2026 | Diaspora
Ireo no nokarakarain´ny Fiombonana Malagasy Miaro ny Soatoavina teto amin´ny Masoivohon´i Madagasikara eto Falkensee ny zoma faha 12 jona 2026 lasa teo. Ny fitiavana lalim-paka ny teny malagasy, izay endriky ny fitiavan-tanindrazana rahateo no navohitra nandritra ny...
03.07.2025 | Diaspora
Nankalazaina taty Alemana tamin’ny alakamisy 26 Jona 2025 tamin’ny fomba tsotra nefa miavaka ny faha 65 taona namerenana ny fahaleovantenan’i Madagasikara. Niarahan’ny Masoivohon’i Madagasikara aty Alemana nisalahy tamin’ny...
03.06.2025 | Diaspora
“Miarahaba ny Malagasy am-pielezana rehetra monina amin’ireo fari-piadidian’ny Masoivohon’ny Repoblikan’Madagasikara aty Alemana, Amin’ny hafaliana lehibe no anasan’ny Masoivoho antsika rehetra hiara hankalaza ny faha 65 taona...
04.05.2025 | Diaspora
L’Ambassade de la République de Madagascar en République Fédérale d’Allemagne informe qu’une demande officielle de garde a été introduite auprès des services sociaux compétents allemands concernant un enfant Malagasy mineur, actuellement placé en famille d’accueil à...
18.11.2024 | Diaspora
The Embassy was profoundly saddened to learn of the death of the former Ambassador Extraordinary and Plenipotentiary of the Republic of Madagascar to the Federal Republic of Germany (2002 to 2006), HEM Denis ANDRIAMANDROSO. He was known for his passion for diplomacy...
30.06.2023 | Diaspora
Ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny Masoivoho malagasy eto Falkense dia miarahaba antsika malagasy rehetra am-pielezana eo amin’ny fari-piadidiany nahatratra izao faha 63 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao. Izahay ihany koa...