L’immatriculation consulaire des ressortissants Malagasy se fait uniquement en ligne ici
L’immatriculation consulaire des ressortissants Malagasy se fait uniquement en ligne ici
FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA 2023

FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA 2023

Ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny Masoivoho malagasy eto Falkense dia miarahaba antsika malagasy rehetra am-pielezana eo amin’ny fari-piadidiany nahatratra izao faha 63 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao. Izahay ihany koa...