Ny Fikambanana SAKAIZA eto Aotrisy dia manomana hetsika “Rallye” eto Vienne izay anasana ireo mpandray anjara hitety toerana vitsivitsy manerana ny tanànan’ny Vienne amin’ny asabotsy 14 Aogositra 2021 ho avy izao, manomboka amin’ny 2ora tolak’andro ka hatramin’ny 6ora hariva. Misy loka betsaka hatolotra amin’izany. Ny vola azo amin’izany dia hoentina hividianana fitaovana fiarovana amin’ny areti-mifindra COVID 19 ho an’ireo dokotera sy mpiasan’ny fahasalamana any Madagasikara. Ity lahatsary ity dia ahitana fanazavana bebe kokoa momba an’io hetsika io koa dia manasa anao hijery izany. Manasa an’ny tsirairay ny fikambanana handray anjara ary ny imailaka ahafahana mifandray aminy dia: sakaizamalagasyverein@gmail.com
Articles récents
- Lanonana nentina hamaranana ny taom-pianarana kabary sy teny malagasy eo anivon´ny FI.MA.MI.SOA. ary nankalazana ny Iray Volan´ny Teny Malagasy
- Dépôt de l’instrument de ratification des Statuts de l’Agence internationale pour les énergies renouvelables (IRENA) par Madagascar
- HOMMAGE
- 26 Jona 2025: Fankalazana ny faha 65 taona namerenana ny fahaleovantenan’i Madagasikara
- Lanonana nokarakarain´ny FIOMBONAN`NY MALAGASY MIARO NY SOATOAVINA ny zoma 20 jona lasa teo.
Archives
- juin 2026
- mai 2026
- octobre 2025
- juillet 2025
- juin 2025
- mai 2025
- novembre 2024
- juin 2023
- mai 2023
- février 2023
- octobre 2022
- août 2022
- juin 2022
- mai 2022
- février 2022
- décembre 2021
- novembre 2021
- octobre 2021
- septembre 2021
- août 2021
- juin 2021
- mai 2021
- avril 2021
- mars 2021
- février 2021
- janvier 2021
- décembre 2020
- novembre 2020
- octobre 2020
- septembre 2020
- août 2020
- juillet 2020
- juin 2020
- mai 2020
- avril 2020
- mars 2020
- février 2020
- janvier 2020
- décembre 2019
- novembre 2019
- octobre 2019
- septembre 2019
- août 2019
- juillet 2019
- juin 2019
- mai 2019
- avril 2019
- mars 2019
- février 2019
- janvier 2019
- décembre 2018
- novembre 2018
- octobre 2018
- septembre 2018
- août 2018
- juillet 2018
- juin 2018
- mai 2018
- avril 2018
- mars 2018
- février 2018
- janvier 2018
- novembre 2017
- octobre 2017
- septembre 2017