Contact: +49 152 373 023 14  – L’immatriculation consulaire des ressortissants Malagasy se fait uniquement en ligne ici
Contact: +49 152 373 023 14  – L’immatriculation consulaire des ressortissants Malagasy se fait uniquement en ligne ici

Ny fankalazana ny faha60 taona (26 jiona 1960-26 jiona 2020) niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara niarahana tamin’ireo Malagasy any Aotrisy izay nokarakarain’ny Fikambanana SAKAIZA any an-toerana dia natao tamin’ny asabotsy 11 jolay 2020. Toy ny mahazatra dia nisy ny fiaraha-misakafo, ny korana sy ny hirahira nandritra izany fankalazàna izany. Nisy ihany koa ny kilalao nandraisan’ny tsirairay anjara tamin’izany izay nahazoana loka maro samihafa.

 Dia mbola mamerina ny fiarahabana an’ireo izay nahazo ny loka izy ireo. Nohararaotina ihany koa io fotoana iray mba niarahana mikorana io nankalazàna ny vaninandro nitsingerenan’ny nahaterahan’ny namana efatra mianadahy ka nifampizaràna ny mofomamy.

26 juin 2020 : célébration par la diaspora en Autriche

Les Malagasy en Autriche ont célébré le 60ème anniversaire du retour de l’indépendance de Madagascar (26 juin 1960 – 26 juin 2020) le samedi 11 juillet 2020. Comme à l’accoutumée, la célébration organisée par l’Association SAKAIZA, a été marquée par des chants, un large éventail de plats et différents jeux avec des prix variés.

Par ailleurs, la célébration de l’anniversaire de quatre membres et amis Malagasy a été l’occasion de partager le gâteau d’anniversaire. Félicitations encore à ceux qui ont gagné les prix lors des jeux !