29.03.2021 | Consulaire et diplomatique, Diaspora, Nouvelles, Souligné
74 taona lasa izay ny tolona nataon’ireo mahery fon’ny firenentsika, hahatsiarovantsika taranaka ny fitiavan-tanindrazana namoizana aina mihitsy nasehon’izy ireo. Anisan’ny tsy niroa fo nanompo ny Tanindrazana sy nanokana ny heriny manontolo hanao izay hahasoa ny...
17.03.2021 | Culturel et social, Diaspora, Nouvelles, Souligné
L’Ambassade se réjouit de la célébration du deuxième mariage civil de l’année le 26 février 2021. Le jeune couple David Stéphan FAUVIN RANJALAHIMBOLAMANANA et Tiavintsoa ANDRIAMIARINARIVO ont dit « oui » devant l’Officier de l’Etat civil, Après les mots de bienvenue...
08.03.2021 | Culturel et social, Diaspora, Nouvelles, Souligné
Ramatoa Mpiandraikidraharaha mpisolo toerana eto amin’ny Masoivoho malagasy eto Alemaina dia faly miarahaba antsika Andriambavilanitra rehetra manerana ny Fari-piadidiana amin’izao Andro iraisampirenena natokana ho an’ny Vehivavy izao.Mba samy hahefa...
18.02.2021 | Culturel et social, Diaspora, Nouvelles
Qui sont les cibles ?Ce concours s’adresse à ceux qui ont entre 10 et 25 ans.Comment participer ?Inscription en ligne sur...