


FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA 2023
Ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny Masoivoho malagasy eto Falkense dia miarahaba antsika malagasy rehetra am-pielezana eo amin’ny fari-piadidiany nahatratra izao faha 63 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao. Izahay ihany koa...
INTERGOVERNMENTAL NEGOTIATIONS BETWEEN THE REPUBLIC OF MADAGASCAR AND THE FEDERAL REPUBLIC OF GERMANY
The intergovernmental negotiations between the Republic of Madagascar and the Federal Republic of Germany were held in Berlin on May 9 and 10, 2023.This is a bilateral diplomatic mechanism that the two countries hold every two years to review the state of cooperation,...
MADPARTY 2023
The Malagasy cultural event “ MADPARTY”, organized by SAKAIZA Association (https://sakaiza2.webnode.at/ ) in collaboration with the City of Vienna Integration and Diversity (MA17) and with the support of the Malagasy community in Austria, took place on Saturday,...
Launch of the “Community Communicators” project
The City of Vienna has launched the project “Community Communicators” in order to better inform immigrant groups (the different communities, among others the Malagasy Community in Austria) about the City of Vienna and, vice versa, to be better informed...Forum économique de la Diaspora malagasy, 30 octobre 2022, Antananarivo
Dans le cadre de l’évènement de présentation du Plan Emergence Madagascar (PEM) du 28 au 30 octobre 2022 à Antananarivo, organisée par la Présidence de la République, l’Ambassade a l’honneur d’informer les associations et membres de la Diaspora malagasy dans...
The Government has announced that all Covid-19-related travel restrictions have been lifted for all travellers to Madagascar. This decision takes effect as of Thursday 11 August 2022. Back to normal After nearly two years of enforcing sanitary measures at its borders,...

Fankalazana ny 26 jona 2022
Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Alemana dia faly miarahaba ny Malagasy am-pielezana manerana ny fari-pihadidiany rehetra noho izao faha 62 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao. Tontosa soa aman-tsara ny fankalazana izany izay...Hafatra ho an’ireo rehetra izay mandefa fifanarahana arak’asa aty amin’ny Masoivoho
Iangaviana ireo rehetra izay mandefa fifanarahana arak’asa aty amin’ny Masoivohon’ny Madagasikara aty Alemana mba hanaraka amin’ny atsakany sy andavany ireto toromarika manaraka ireto: 1. mametraka laharan-tarobia hahafahan’ny Masoivoho...
FIMPIMA Alemana
Tontosa soa aman-tsara ny sabotsy 28 may lasa teo, notanterahina teto amin´ny Masoivohon´i Madagasikara eto Alemana ny lanonam-pamoahana sy fanasaloran-damba teto anivon´ny Sampana FIKAMBANAN´NY MPIKABARY MALAGASY eto Alemana. Totorebika sy fiaraha-mifaly tamin´ireo...