16.01.2020 | Consular and Diplomatic, Featured, News
The situation in perspective is not ideal, but with the commitment of all, the human face in the definition of orientations and strategies, and the humanity of interventions, there is room for hope. Présentation de vœux du Nouvel An à la FES – Berlin 16.01.2020...
13.01.2020 | Consular and Diplomatic, Featured, News
As usual, the Federal President gives a New Year’s reception for the members of the Diplomatic Corps. Madagascar did not miss the appointment, through the representation of Mrs. Rafaramalala ép. Ratsimba Florence Isabelle, Chargé d’affaires a.i. After the...
12.01.2020 | Cultural and Social, Diaspora, Featured, News
Afapo tamin’ny vokatra ireo mpikarakara ny fifampiarahabàna tratry ny Taona teo amin’ireo Malagasy any Düsseldorf sy ny manodidina. Izany dia natao ny 12 janoary tao amin’ny Herz-Jesu-Kloster, izay isaorana be dia be ireo Masera nampiantrano tamim-pitiavana....
10.01.2020 | Cultural and Social, Diaspora, News
Tamin’ny fomba tsotra, feno firahalahiana sy fifampizaràna ny manta sy ny masaka no nanasàn-dRamatoa Mpiandraikidraharaha Mpisolo toerana ireo mpiara-miasa sy ny ankohonana izay afaka, tamin’ny fifampiarahabàna Tratry ny Taona, ny 10 janoary 2020. Isaorana eram-po...