Voninahitra ho an’ny Fiombonana Miara Mivavaka eto Munich FMM ny manasa anao ny fankalazana ny faha-10 taona ny Fiangonana sy ny fetin’ny Noely.
· Fotoana: Asabotsy, 08.12.2018,
10 Ora Fanompoam-pivavahana,
13:30 Ora Fety fankalazana
· Toerana: Pfarrheim Mariä Himmelfahrt
Gröbenriederstr. 13 Dachau
Entano avokoa ny havana, tapaka sy namana rehetra hiaraka hifaly sy hankalaza izany fotoam-pahasoavana izany.
„Fa isika tsy mba naman’nizay mihemotra amin’ny fahaverezana, fa naman’izay mino amin’ny famonjena ny fanahy.“ Hebreo 10:3
Tompon’andraikitra:
· Hanta Sauerer 0813 1333 655
· Nirz Rakotomalala 0176 9316 6740
· Voahirana Klein 0157 3518 9337