Contact: +49 152 373 023 14  – Konsularische Registrierung madagassischer Staatsangehöriger ist jetzt online hier

Fiaraha-miory sy fanajàna manokana ofisialy ho an’ny Filoha teo aloha ny Amiraly Didier Igance RATSIRAKA, nialoha lalana antsika, sady mifandraika amin’ny fahatsiarovana ny fitsingerenan’ny 29 Martsa 1947.

74 taona lasa izay ny tolona nataon’ireo mahery fon’ny firenentsika, hahatsiarovantsika taranaka ny fitiavan-tanindrazana namoizana aina mihitsy nasehon’izy ireo. Anisan’ny tsy niroa fo nanompo ny Tanindrazana sy nanokana ny heriny manontolo hanao izay hahasoa ny...