24.10.2022 | Diaspora
Die Stadt Wien hat das Projekt “Community Kommunicator*innen” gestartet, um die Zuwanderergruppen (die verschiedenen Communities, einschließlich die Madagassische Community in Österreich) besser über die Stadt Wien zu informieren und umgekehrt besser über...
04.10.2022 | Diaspora
Dans le cadre de l’évènement de présentation du Plan Emergence Madagascar (PEM) du 28 au 30 octobre 2022 à Antananarivo, organisée par la Présidence de la République, l’Ambassade a l’honneur d’informer les associations et membres de la Diaspora malagasy dans...
12.08.2022 | Diaspora
Die Regierung hat angekündigt, dass alle Reisebeschränkungen im Zusammenhang mit Covid-19 für alle Reisenden nach Madagaskar aufgehoben wurden. Diese Entscheidung tritt am Donnerstag, den 11. August 2022 in Kraft. Zurück zum Normalem Nach fast zwei Jahren der...
29.06.2022 | Diaspora
Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Alemana dia faly miarahaba ny Malagasy am-pielezana manerana ny fari-pihadidiany rehetra noho izao faha 62 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao. Tontosa soa aman-tsara ny fankalazana izany izay...
13.06.2022 | Diaspora
Iangaviana ireo rehetra izay mandefa fifanarahana arak’asa aty amin’ny Masoivohon’ny Madagasikara aty Alemana mba hanaraka amin’ny atsakany sy andavany ireto toromarika manaraka ireto: 1. mametraka laharan-tarobia hahafahan’ny Masoivoho...
10.06.2022 | Diaspora
Tontosa soa aman-tsara ny sabotsy 28 may lasa teo, notanterahina teto amin´ny Masoivohon´i Madagasikara eto Alemana ny lanonam-pamoahana sy fanasaloran-damba teto anivon´ny Sampana FIKAMBANAN´NY MPIKABARY MALAGASY eto Alemana. Totorebika sy fiaraha-mifaly tamin´ireo...