01.07.2025 | Kulturelle und soziale Aktivitäten
Lohahevitra telo no navohitra nandritra ny lanonana: • Ny fankalazana ny Iray volan´ny teny malagasy • Ny fankalazana ny faha 65 taonan´ny niverenan´ny fahaleovantena • Ny fanandratana ny kabary sy ny kolontsaina maha Malagasy Fa lanonana nentina hamaranana ihany koa...